Tsy mifaninana amin’ny fivavahana ary tsy fiangonana ny Franc-Maçonnerie
Mandala ny fahamarinana ny rariny ary mampihatra izany ny Francs-maçons ka izay no antony handraisan’izy ireo ny Baiboly Betsaka ny resaka mandeha mahakasika ny Franc-Maçonnerie eto amintsika. Nambaran’ny mpikambana iray izay biresaka taminay, fa « tsy mifaninana amin’ny fivavahana ary tsy Fiangonana ny Franc-Maçonnerie. Tsy misahana ny mety ho famonjem-panahy ho an ‘ny mpikambana ao aminy izy. […]
Tsy mifaninana amin’ny fivavahana ary tsy fiangonana ny Franc-Maçonnerie Lire la suite »